Levitikosy 13:13 - Baiboly Katolika13 ka raha manenika ny tenany rehetra ny habokana, dia holazainy hoe: madio ilay marary; fa tonga fotsy ny tenany manontolo, ka dia madio izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 dia hozahan’ny mpisorona, koa raha hitany fa manenika ny tenany manontolo ny habokana dia hambarany fa madio ilay marary; satria efa niova ho fotsy manontolo izy ka madio. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 dia hozahany akaiky ilay marary ka raha hitany fa manenika ny tenany manontolo ny habokana, dia hambarany hoe madio izy. Madio tokoa ilay olona satria efa niova ho fotsy avokoa ny hodiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 dia hozahany akaiky ilay marary ka raha hitany fa manenika ny tenany manontolo ny habokana, dia hambarany hoe madio izy. Madio tokoa ilay olona satria efa niova ho fotsy avokoa ny hodiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 ary zahan’ny mpisorona, ka hitany fa manenika ny tenany rehetra ny habokana, dia hataony hoe madio ilay marary; fa efa niova ho fotsy avokoa izy, ka dia madio. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 ary zahan'ny mpisorona, ka hitany fa manenika ny tenany rehetra ny habokana, dia hataony hoe madio ilay marary; fa efa niova ho fotsy avokoa izy, ka dia madio. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 dia hozahan’ny mpisorona, koa raha hitany fa manenika ny tenany manontolo ny habokana dia hambarany fa madio ilay marary; satria efa niova ho fotsy manontolo izy ka madio. Jereo ny toko |