Levitikosy 13:14 - Baiboly Katolika14 Amin’ny andro hahitana nofo mihena velona aminy anefa dia haloto izy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Fa raha misy nofo miseho eo aminy dia haloto izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Fa amin’ny andro hahitana nofo mangenahena miseho eo aminy, dia hanjary maloto izy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Fa amin’ny andro hahitana nofo mangenahena miseho eo aminy, dia hanjary maloto izy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Fa raha misy nofo mangenahena miseho eo aminy, dia haloto izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Fa raha misy nofo mangenahena miseho eo aminy, dia haloto izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Fa raha misy nofo miseho eo aminy dia haloto izy. Jereo ny toko |