Levitikosy 12:5 - DIEM PROTESTANTA5 «Raha misy kosa vehivavy tera-bavy, dia haloto tahaka ny amin’ny fadimbolany izy, kanefa tapa-bolana no haharetan’ny fahalotoany; ary mandritra ny 66 andro aorian’izany kosa no mbola hidiovan-dravehivavy noho izy very ra teo am-piterahana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Fa raha tera-bavy kosa izy dia haloto tapa-bolana, tahaka ny tamin’ny fahalotoany amin’ny fadimbolany ihany koa, ary enina amby enimpolo andro no hitoerany mba hadio amin’ny rany izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 «Raha misy kosa vehivavy tera-bavy, dia haloto tahaka ny amin’ny fadimbolany izy, kanefa tapa-bolana no haharetan’ny fahalotoany; ary mandritra ny 66 andro aorian’izany kosa no mbola hidiovan-dravehivavy noho izy very ra teo am-piterahana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Fa raha tera-bavy kosa izy, dia haloto tapa-bolana, toy ny amin’ny andro aharariany amin’ny fadim-bolany; ary haharitra enina amby enimpolo andro amin’ny ra hidiovany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Fa raha tera-bavy kosa izy, dia haloto tapa-bolana, tahaka ny tamin’ny fahalotoany ihany koa; ary enina amby enim-polo andro no hitoerany hidiovany amin’ny rany izay mahadio azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Fa raha tera-bavy kosa izy, dia haloto tapa-bolana, tahaka ny tamin'ny fahalotoany ihany koa; ary enina amby enim-polo andro no hitoerany hidiovany amin'ny ràny izay mahadio azy. Jereo ny toko |