Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 12:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Ary mandritra ny 33 andro aorian’izany kosa no mbola hidiovan-dravehivavy noho izy very ra teo am-piterahana; ka tsy hikasika zava-masina izy na hiditra ny Toeramasina, mandra-pahatapitry ny andro fidiovany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Telo amby telopolo andro no hitoeran-dRavehivavy mba hadio amin’ny rany izy; tsy hanendry zava-masina izy, na hiditra ao amin’ny fitoerana masina mandra-pahatapitra ny andro fidiovany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Ary mandritra ny 33 andro aorian’izany kosa no mbola hidiovan-dravehivavy noho izy very ra teo am-piterahana; ka tsy hikasika zava-masina izy na hiditra ny Toeramasina, mandra-pahatapitry ny andro fidiovany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 fa izy mbola haharitra telo amby telopolo andro amin’ny ra hidiovany, ka tsy hikasika zava-masina, na ho any amin’ny fitoerana masina, mandra-pahatapitry ny andro fidiovany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary telo amby telo-polo andro no hitoeran-dravehivavy amin’ny rany izay mahadio azy; tsy hanendry zava-masina izy, na hiditra ao amin’ny fitoerana masina, mandra-pahatapitry ny andro fidiovany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary telo amby telo-polo andro no hitoeran-dravehivavy amin'ny ràny izay mahadio azy; tsy hanendry zava-masina izy, na hiditra ao amin'ny fitoerana masina, mandra-pahatapitry ny andro fidiovany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Telo amby telopolo andro no hitoeran-dRavehivavy mba hadio amin’ny rany izy; tsy hanendry zava-masina izy, na hiditra ao amin’ny fitoerana masina mandra-pahatapitra ny andro fidiovany.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 12:4
5 Rohy Ifampitohizana  

Amin’ny andro fahavalo, dia hoforana ny zaza.


«Raha misy kosa vehivavy tera-bavy, dia haloto tahaka ny amin’ny fadimbolany izy, kanefa tapa-bolana no haharetan’ny fahalotoany; ary mandritra ny 66 andro aorian’izany kosa no mbola hidiovan-dravehivavy noho izy very ra teo am-piterahana.


Mbola nanontany azy ireo koa i Hagay hoe: –Aoka indray hatao hoe misy olona maloto satria nikasi-paty izy; raha mahakasika sakafo izy avy eo, moa ho tonga maloto koa ve izany? Dia novalian’ny mpisorona hoe: –Eny, ho tonga maloto izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra