Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 15:62 - DIEM PROTESTANTA

62 i Nibsana, ilay tanàna mpamokatra sira, ary i Haîna-Gedỳ; izany hoe tanàna enina miampy ireo tanàna kely miankina aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

62 i Nibsana sy ilay Tanànan-tsira ary i Eny-Gedỳ: Tanàna enina mbamin’ny vohitra miankina aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

62 i Nibsana, ilay tanàna mpamokatra sira, ary i Haîna-Gedỳ; izany hoe tanàna enina miampy ireo tanàna kely miankina aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

62 i Nebsana, i Ir-Hamelàka ary i En-Gadi: tanàna enina sy ny zana-bohiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

62 sy Nibsana sy ilay Tanànan-tsira ary En-jedy: tanàna enina sy ny zana-bohiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

62 sy Nibsana sy ilay Tanànantsira ary En-jedy: tanàna enina sy ny zana-bohiny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

62 i Nibsana sy ilay Tanànan-tsira ary i Eny-Gedỳ: Tanàna enina mbamin’ny vohitra miankina aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 15:62
7 Rohy Ifampitohizana  

Ary nisy olona tonga nanambara tamin’i Jôsafata hoe: –Indreo misy tafika goavana avy any atsinanan’ny Ranomasina Maty sy avy any amin’ny faritr’i Edôma ho tonga hiady aminao; ary indreo izy ao Hatsetsôna-Tamara, izany hoe Haîna-Gedỳ.


ny malalako amiko dia manimanitra tahaka ny voninkazo dia mamelana any an-tanimboalobok’i Haîna-Gedỳ.


Ary manomboka eo Haîna-Gedỳ ka hatrany Haîna-Heglaima, dia hisy mpanarato hanahy ny haratony eny amoron’io ranomasina io. Fa hahitana trondro marobe isan-karazany ao tahaka ny any amin’ny Ranomasina Mediteranea.


Ireo tanàna tany an-taniefitra kosa dia i Bety-Harabà, i Midîna, i Sôkôta,


Ireo Jebosita izay mponina tao Jerosalema kosa dia tsy voaroakan’ny taranak’i Joda, ka mbola miara-monina aminy ao Jerosalema mandraka androany.


Avy teo i Davida dia niakatra tany amin’ny toerana be harambato, tany Haîna-Gedỳ, ary nipetraka tao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra