Jona 1:2 - DIEM PROTESTANTA2 –Mitsangàna ka mankanesa any Ninive, ilay tanàna lehibe. Torio ny amin’ny hamelezana azy, satria tafakatra eto anatrehako ny faharatsian’ny mponiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Mitsangàna ka mankanesa any Ninive, ilay tanàna lehibe, ary ambarao mafy ny amin’ny hamelezana azy, fa tafakatra eto anatrehako ny faharatsiany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 –Mitsangàna ka mankanesa any Ninive, ilay tanàna lehibe. Torio ny amin’ny hamelezana azy, satria tafakatra eto anatrehako ny faharatsian’ny mponiny. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 «Mitsangana ianao, ka mankanesa any Niniva, tanàna lehibe, hitory ny hamelezana azy, fa tafakatra hatraty Amiko ny haratsian’izy ireo». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Mitsangàna, mankanesa any Ninive, ilay tanàna lehibe, ary miantsoa ny amin’ny hamelezana azy, fa tafakatra eto anatrehako ny faharatsiany. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Mitsangàna, mankanesa any Ninive, ilay tanàna lehibe, ary miantsoa ny amin'ny hamelezana azy, fa tafakatra eto anatrehako ny faharatsiany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Mitsangàna ka mankanesa any Ninive, ilay tanàna lehibe, ary ambarao mafy ny amin’ny hamelezana azy, fa tafakatra eto anatrehako ny faharatsiany. Jereo ny toko |
Nisy mpaminanin’ny TOMPO tao Samaria, ary Hôbeda no anarany. Niainga hitsena ny miaramila israelita tavaratra izay niditra ny tanàna izy, ka nanao taminy hoe: –Indro fa tezitra mafy tamin’ny Jodeanina tokoa ny TOMPO Andriamanitry ny razanareo, ka nanolotra azy ho eo an-tananareo. Kanefa nisafoaka diso tafahoatra ianareo fony namono nahafaty azy, hany ka nanaka-danitra ny akon’izany.