Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jona 1:11 - DIEM PROTESTANTA

11 Hataonay ahoana àry ianao mba hampitony ny ranomasina aminay? Vao mainka nihanahery hatrany ny ranomasina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Dia hoy ireo taminy: Hataonay ahoana ary ianao mba hahatony ny ranomasina aminay? Fa mbola nihananonja ihany ny ranomasina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Hataonay ahoana àry ianao mba hampitony ny ranomasina aminay? Vao mainka nihanahery hatrany ny ranomasina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 «Hataonay ahoana ianao, hoy ireo taminy, dia hitony amintsika ny ranomasina?» Fa mbola nihananonja, nihananonja mafimafy kokoa ny ranomasina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Dia hoy ireo taminy: Hataonay ahoana ary hianao mba hahatony ny ranomasina aminay? Fa mbola nihananonja ihany ny ranomasina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Dia hoy ireo taminy: Hataonay ahoana ary ianao mba hahatony ny ranomasina aminay? Fa mbola nihananonja ihany ny ranomasina.

Jereo ny toko dika mitovy




Jona 1:11
6 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’izay dia raiki-tahotra ireo matilò raha nitantarany fa hay nandositra ny Tompo izy. Ka hoy ireo taminy: –Fa naninona ianao no nanao izany?


Hoy i Jônà tamin’ny matilò: –Batao aho ka atsipazo any anaty ranomasina dia hitony aminareo io. Fantatro fa noho ny fahadisoako no mahatonga izao tafio-drivotra mahery izao aminareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra