Jona 1:12 - DIEM PROTESTANTA12 Hoy i Jônà tamin’ny matilò: –Batao aho ka atsipazo any anaty ranomasina dia hitony aminareo io. Fantatro fa noho ny fahadisoako no mahatonga izao tafio-drivotra mahery izao aminareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Ary hoy izy tamin’ireo: Batao aho ka atsipazo any anatin’ny ranomasina hahatony ny ranomasina aminareo; fa fantatro fa noho ny amiko no mahatonga izao onja mahery izao aminareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Hoy i Jônà tamin’ny matilò: –Batao aho ka atsipazo any anaty ranomasina dia hitony aminareo io. Fantatro fa noho ny fahadisoako no mahatonga izao tafio-drivotra mahery izao aminareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 Ka hoy ny navaliny azy: «Raiso aho ka atsipazo any anaty ranomasina, ka hitony aminareo ny ranomasina; satria fantatro fa noho ny amiko, no mahatonga izao tafio-drivotra mafy izao aminareo». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary hoy izy tamin’ireo: Betao aho, ka atsipazo any anatin’ny ranomasina hahatony ny ranomasina aminareo; fa fantatro fa noho ny amiko no mahatonga izao onja mahery izao aminareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary hoy izy tamin'ireo: Betao aho, ka atsipazo any anatin'ny ranomasina hahatony ny ranomasina aminareo; fa fantatro fa noho ny amiko no mahatonga izao onja mahery izao aminareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Ary hoy izy tamin’ireo: Batao aho ka atsipazo any anatin’ny ranomasina hahatony ny ranomasina aminareo; fa fantatro fa noho ny amiko no mahatonga izao onja mahery izao aminareo. Jereo ny toko |
Ary hoy i Davida tamin’Andriamanitra: –Tsy izaho ve no nandidy hanisa ny vahoaka? Izaho mihitsy no nanota sy tena nanao izany zava-dratsy izany; fa ireo vahoaka andianondriko ireo kosa, inona moa no mba nataony? Ry TOMPO Andriamanitro ô, mifona aminao re aho, aoka ny tananao hamely ahy sy ny fianakaviako; fa aza dia ny vahoakanao no asianao amin’ny areti-mandringana.