Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jona 1:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Tamin’izay dia raiki-tahotra ireo matilò raha nitantarany fa hay nandositra ny Tompo izy. Ka hoy ireo taminy: –Fa naninona ianao no nanao izany?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Dia raiki-tahotra indrindra ny olona ka niteny taminy hoe: Adray izato ataonao izato! Satria fantany fa nandositra hanalavitra NY TOMPO izy, fa efa nambarany taminy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Tamin’izay dia raiki-tahotra ireo matilò raha nitantarany fa hay nandositra ny Tompo izy. Ka hoy ireo taminy: –Fa naninona ianao no nanao izany?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Dia raiki-tahotra mafy ireo olona ireo, ka nanao taminy hoe: «Inona izany ataonao izany!» Satria fantatr’ireo olona ireo fa nandositra lavitra ny tavan’i Iaveh izy, fa efa nambarany taminy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Dia raiki-tahotra indrindra ny olona ka nanao taminy hoe: Adray izato ataonao izato! Fa fantany fa nandositra hiala eo anatrehan’i Jehovah izy, satria efa nambarany taminy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Dia raiki-tahotra indrindra ny olona ka nanao taminy hoe: Adray izato ataonao izato! Fa fantany fa nandositra hiala eo anatrehan'i Jehovah izy, satria efa nambarany taminy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Dia raiki-tahotra indrindra ny olona ka niteny taminy hoe: Adray izato ataonao izato! Satria fantany fa nandositra hanalavitra NY TOMPO izy, fa efa nambarany taminy izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Jona 1:10
8 Rohy Ifampitohizana  

Ary hoy ny TOMPO Andriamanitra tamin-dravehivavy: –Nahoana ianao no nanao izany? Fa namaly kosa ravehivavy hoe: –Voafitaky ny bibilava aho ka nihinana.


Fa hoy i Jôaba namaly ny mpanjaka: –Hampitomboin’ny TOMPO Andriamanitrao ho injaton’izao anie ny vahoaka; ka ho hitan’ny masonao izany, ry andriamanjaka! Fa inona loatra ange no antony hanaovanao izany, ry andriamanjaka?


Asian’io rivotra io tsy ananany antra izy ka voatery mandositra ny fisafoahany.


Hataonay ahoana àry ianao mba hampitony ny ranomasina aminay? Vao mainka nihanahery hatrany ny ranomasina.


Nefa niainga handositra ho any Tarsîsy hanalavitra ny TOMPO i Jônà. Nankany Jafao izy ka nahita sambo vonona ho any Tarsîsy. Naloany ny saran-dalana, dia niondrana niaraka tamin’ny tantsambo rehetra izy ary nihevitra ny hanalavitra ny TOMPO.


Rehefa nandre izany teny izany i Pilato, dia vao mainka natahotra.


Dia hoy i Josoa tamin’i Hakàna: –Nampidi-doza anay loatra ianao! Koa hahatonga loza aminao kosa ny Tompo anio! Dia novonoin’ny Israelita rehetra tamin’ny tora-bato i Hakàna. (Novonoiny toy izany koa ny ankohonany, ary indray nodorany tamin’ny afo ny fananany rehetra).


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra