Joela 4:5 - DIEM PROTESTANTA5 Nalainareo ny volafotsiko sy ny volamenako ary ny raki-tsarobidiko ka nentinareo any amin’ny tempolinareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 noho ny nakanareo ny volafotsiko sy ny volamenako, sy ny nitondranareo ny fananako sarobidy ho ao amin’ny tempolinareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Nalainareo ny volafotsiko sy ny volamenako ary ny raki-tsarobidiko ka nentinareo any amin’ny tempolinareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 fa ianareo no naka ny volafotsy amam-bolamenako, ianareo no nitondra ho any an-tempolinareo ny firavako sarobidy indrindra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Noho ny nakanareo ny volafotsiko sy ny volamenako, Sy ny nitondranareo ny zava-tsoako mahafinaritra ho ao amin’ny tempolinareo; Jereo ny toko |