Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Joela 4:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Ianareo kosa, ry i Tiro sy i Tsidôna, mbaminareo rehetra faritr’i Filistia, inona no tadiavinareo hatao amiko? Moa hamaly faty Ahy va ianareo? Raha izany no tadiavinareo hatao amiko, dia hatsingeriko haingana eo an-dohanareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Ary ianareo koa, ry Tiro sy Sidona, sy ry tanin’ny Filistina rehetra, Inona no tadiavinareo Amiko? Hamaly faty Amiko va ianareo, sa ahoana? Raha hamaly faty Amiko ianareo dia hatsingeriko haingana ho eo an-dohanareo ny nataonareo,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Ianareo kosa, ry i Tiro sy i Tsidôna, mbaminareo rehetra faritr’i Filistia, inona no tadiavinareo hatao amiko? Moa hamaly faty Ahy va ianareo? Raha izany no tadiavinareo hatao amiko, dia hatsingeriko haingana eo an-dohanareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Ny aminareo koa dia mifaninona Izaho sy ianareo, ry Tira sy Sidona, mbaminareo faritany rehetra any Filistia? Mitady ny hamaly Ahy va ianareo? Raha mba mihaika Ahy ianareo, dia vetivety foana tsy ampy toy inona no hanatsingerenako eo an-dohanareo ny fihaikanareo;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary hianareo koa, ry Tyro sy Sidona, sy ry tany Filistia rehetra, Moa mampaninona Ahy akory hianareo? Hamaly Ahy va hianareo, sa hanahoana Ahy? Faingana dia faingana no hanatsingerenako ny nataonareo ho eo an-dohanareo,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Ary ianareo koa, ry Tiro sy Sidona, sy ry tanin’ny Filistina rehetra, Inona no tadiavinareo Amiko? Hamaly faty Amiko va ianareo, sa ahoana? Raha hamaly faty Amiko ianareo dia hatsingeriko haingana ho eo an-dohanareo ny nataonareo,

Jereo ny toko dika mitovy




Joela 4:4
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra