Joela 4:6 - DIEM PROTESTANTA6 Ary ny mponin’i Joda sy i Jerosalema kosa dia namidinareo tamin’ny Grika mba hampanalavirina ny taniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Ny zanak’i Joda sy ny zanak’i Jerosalema dia namidinareo tamin’ny Grika mba hamindranareo azy hanalavitra ny taniny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ary ny mponin’i Joda sy i Jerosalema kosa dia namidinareo tamin’ny Grika mba hampanalavirina ny taniny. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 ianareo no nivarotra tamin’ireo zanak’i Javàna ny zanaka lahin’i Jodà sy ny zanaka lahin’i Jerosalema, mba hitondrana azy lavitra ny taniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary ny zanak’i Joda sy ny zanak’i Jerosalema dia namidinareo tamin’ny zanaky ny Grika, Hamindranareo azy hanalavitra ny taniny. Jereo ny toko |