Joela 4:7 - DIEM PROTESTANTA7 Fa hampodîko avy amin’ny tany izay nivarotanareo azy izy ka hatsingeriko ho eo an-dohanareo ny ratsy izay nataonareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Indro, hofohaziko izy hiala any amin’ny tany izay nahalafosanareo azy, ary hatsingeriko ho eo an-dohanareo ny nataonareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Fa hampodîko avy amin’ny tany izay nivarotanareo azy izy ka hatsingeriko ho eo an-dohanareo ny ratsy izay nataonareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 Fa indro Aho kosa efa hampitsangana azy any amin’ny tany nivarotanareo azy, sy hampitsingerina ny fihaikanareo ho eo an-dohanareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Indro, hofohaziko izy hiala any amin’ny tany izay nahaverezany noho ny nahalafosanareo azy, Ary hatsingeriko ho eo an-dohanareo ny nataonareo, Jereo ny toko |