Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Joela 4:5 - Baiboly Katolika

5 fa ianareo no naka ny volafotsy amam-bolamenako, ianareo no nitondra ho any an-tempolinareo ny firavako sarobidy indrindra;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 noho ny nakanareo ny volafotsiko sy ny volamenako, sy ny nitondranareo ny fananako sarobidy ho ao amin’ny tempolinareo.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

5 Nalainareo ny volafotsiko sy ny volamenako ary ny raki-tsarobidiko ka nentinareo any amin’ny tempolinareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Nalainareo ny volafotsiko sy ny volamenako ary ny raki-tsarobidiko ka nentinareo any amin’ny tempolinareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Noho ny nakanareo ny volafotsiko sy ny volamenako, Sy ny nitondranareo ny zava-tsoako mahafinaritra ho ao amin’ny tempolinareo;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 noho ny nakanareo ny volafotsiko sy ny volamenako, sy ny nitondranareo ny fananako sarobidy ho ao amin’ny tempolinareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Joela 4:5
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra