Jeremia 4:13 - DIEM PROTESTANTA13 Indro tamy ny fahavalo: toy ny rahona no iakarany hanafika, toy ny rambon-danitra no firimorimon’ny kalesiny ary faingana noho ny voromahery ny soavaliny. Very isika, fa ringana tanteraka! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Indro, avy toy ny rahona izy, ary tahaka ny tadio ny kalesy fitondrany miady, haingana noho ny voromahery ny soavaliny. Lozantsika! Fa lany ringana isika. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Indro tamy ny fahavalo: toy ny rahona no iakarany hanafika, toy ny rambon-danitra no firimorimon’ny kalesiny ary faingana noho ny voromahery ny soavaliny. Very isika, fa ringana tanteraka! Jereo ny tokoBaiboly Katolika13 Indro izy miakatra toy ny rahona; tahaka ny tadio ny kalesiny; miriotra faingana mihoatra noho ny voromahery ny soavaliny. Loza ho antsika fa ringana isika ity! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Indro, avy toy ny rahona izy, Ary tahaka ny tadio ny kalesiny, Faingana noho ny voromahery ny soavaliny. Lozantsika! fa lany ringana isika. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Indro, avy toy ny rahona izy, Ary tahaka ny tadio ny kalesiny, faingana noho ny voromahery ny soavaliny; Lozantsika! fa lany ringana isika. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Indro, avy toy ny rahona izy, ary tahaka ny tadio ny kalesy fitondrany miady, haingana noho ny voromahery ny soavaliny. Lozantsika! Fa lany ringana isika. Jereo ny toko |
«Ary amin’ny fotoana farany dia hanoto azy indray ny mpanjaka ao atsimo, nefa ny mpanjaka ao avaratra dia hipaoka azy toy tafio-drivotra miaraka amin-kalesy sy mpitaingi-tsoavaly ary sambo marobe; ary hiditra amin’ny tany isan-karazany izy ka hihoatra sisintany ombàn-tafika sy hipariaka toy ny ranovaky.