Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 4:12 - DIEM PROTESTANTA

12 fa rivotra mahery izay nirahiko avy any, ka hanambaràko ankehitriny ny didim-pitsarana hamelezako azy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Fa izany dia rivotra mahery izay nirahiko avy amin’ireny, ary ankehitriny kosa dia hifandahatra aminy Aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 fa rivotra mahery izay nirahiko avy any, ka hanambaràko ankehitriny ny didim-pitsarana hamelezako azy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 rivotra mahery noho ny mahapaoka mololo no tonga mankamiko. Ary amin’izao dia izaho kosa indray no hamoaka ny teny fitsarana momba azy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Dia ho tonga avy amiko izay rivotra mahery noho ireny; Ary ankehitriny Izaho kosa hifandahatra aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Dia ho tonga avy amiko izay rivotra mahery noho ireny; Ary ankehitriny Izaho kosa hifandahatra aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Fa izany dia rivotra mahery izay nirahiko avy amin’ireny, ary ankehitriny kosa dia hifandahatra aminy Aho.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 4:12
10 Rohy Ifampitohizana  

Aoka ho vainafo sy solifara no halatsany toa ranonorana eo an-dohan’ireo olon-dratsy! Dia tafio-drivotra mahamay no anjara homeny azy ireo.


Havoakako ny didim-pitsarana hamelezana ny mponin’ity tany ity noho ny ratsy rehetra izay nataony: nandao Ahy izy ka nanao sorona ho an’ireo andriamani-kafa, dia ny andriamanitra asan-tanany izay ivavahany!


Amin’izay dia hiteny amin’ity vahoaka ity sy amin’ny mponin’i Jerosalema ny Tompo hoe: «Ny rivotra mahamay eny an-tendrombohitra no tonga avy any an-taniefitra mankany amin’ny vahoakako; tsy rivotra malefaka hikororoham-bary


Indro tamy ny fahavalo: toy ny rahona no iakarany hanafika, toy ny rambon-danitra no firimorimon’ny kalesiny ary faingana noho ny voromahery ny soavaliny. Very isika, fa ringana tanteraka!


Izao no lazain’ny TOMPO: «Indro misy tafio-drivotra mpandrava asaiko mitsoka hamely an’i Babilôna sy hamely ny mponina ao aminy.


Koa hamafisiko indray fa Izaho Tompo ANDRIANANAHARY mihitsy no hamely anareo, ry mponin’i Jerosalema. Hampihariko eo afovoan-tanàna ho hitan’ny hafa firenena ny didim-pitsarako.


Fa na dia miroborobo aza i Efraîma eo anivon’ireo mpiray firenena aminy, dia hiakatra avy any an-taniefitra ny rivotra avy atsinanana; ka ny TOMPO no handefa izany. Dia ho ritra ny loharanony ary ho tànkina ny fantsakàny. Hobaboina ny tahiriny, dia ny fanaka sarobidy rehetra.


Mitombo hafanampo izy, ka mbola manao heloka hatrany. Izany heriny izany no andriamaniny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra