Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 22:11 - DIEM PROTESTANTA

11 Eny, izao no lazain’ny TOMPO ny amin’i Salòma mpanjakan’i Joda izay nandimby an’i Jôsià rainy ary vao nandao ity toerana ity: «Tsy hiverina intsony izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Fa izao no lazain’NY TOMPO ny amin’i Saloma, zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, dia ilay nanjaka nandimby an’i Josia rainy, izay efa niala tamin’ity tany ity: Tsy hiverina atỳ intsony izy

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Eny, izao no lazain’ny TOMPO ny amin’i Salòma mpanjakan’i Joda izay nandimby an’i Jôsià rainy ary vao nandao ity toerana ity: «Tsy hiverina intsony izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Fa izao no lazain’i Iaveh: Ny amin’i Seloma zanak’i Josiasa, mpanjakan’i Jodà, izay nanjaka nisolo toerana an’i Josiasa rainy, sy efa niala tamin’ity fitoerana ity: Tsy hiverina atỳ intsony izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Fa izao no lazain’i Jehovah ny amin’i Saloma, zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, dia ilay nanjaka nandimby an’i Josia rainy, saingy efa niala tamin’ity tany ity: Tsy hiverina atỳ intsony izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Fa izao no lazain'i Jehovah ny amin'i Saloma, zanak'i Josia, mpanjakan'ny Joda, dia ilay nanjaka nandimby an'i Josia rainy, saingy efa niala tamin'ity tany ity: Tsy hiverina atỳ intsony izy,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Fa izao no lazain’NY TOMPO ny amin’i Saloma, zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, dia ilay nanjaka nandimby an’i Josia rainy, izay efa niala tamin’ity tany ity: Tsy hiverina atỳ intsony izy

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 22:11
10 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny andro nanjakany no nitondran’ny Farao Nekao mpanjakan’i Ejipta ny tafiny ho any amoron’i Eofrata mba hanampy ny mpanjakan’i Asiria. Ary nandeha i Jôsià mba hifanehatra aminy; kanjo vantany vao hitan’ny Farao izy, dia novonoiny ho faty tao Megidao.


Dia napetraky ny manamboninahiny tao anaty kalesy ny fatin’i Jôsià ka nentina niala tao Megidao hankany Jerosalema ary nalevina tao amin’ny fasany. Nalain’ny mponin’i Joda kosa i Jôahaza zanakalahin’i Jôsià ka natokany ho mpanjaka handimby an-drainy.


Feno 23 taona i Jôahaza fony tonga mpanjaka, ary telo volana ihany no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Hamotala zanakavavin’i Jeremià avy any Libnà.


Dia i Eliakima zanakalahin’i Jôsià no voatendren’i Nekao ho mpanjaka handimby an-drainy, ary novany anarana hoe Jôiakima. Fa i Jôahaza kosa nentin’i Nekao ho any Ejipta ka maty tany.


Ny zanakalahin’i Josià dia i Johanàna no lahimatoa, i Jôiakima no faharoa, i Tsedekià no fahatelo, ary i Saloma no fahefatra.


Nitsangana tamin’izay ny lehibeny sasany anisan’ny loholona efraimita, dia i Hazarià zanakalahin’i Jôhanàna, i Berekià zanakalahin’i Mesilemôta, i Hezekià zanakalahin’i Saloma, ary i Hamasà zanakalahin’i Hadlay. Notoherin’izy efa-dahy ny miaramila izay avy niantafika


Dia nankany amin’i Holdà mpaminanivavy i Hilkià sy ireo olon-kafa voatendrin’ny mpanjaka. I Holdà, izay nonina tao Antanambaon’i Jerosalema, dia vadin’i Saloma zanakalahin’i Tôkehata sy zafikelin’i Hasrà sady mpitahiry ny fanamiana masina tao an-tempoly. Koa rehefa niresaka tamin-dravehivavy ry i Hilkià,


Haniry mafy hiverina atỳ amin’ny taninareo ianareo, nefa tsy ho tafaverina atỳ intsony.»


Izao no teny nomen’ny TOMPO an’i Tsefanià tamin’ny andro nanjakan’i Jôsià zanakalahin’i Amôna sady mpanjakan’i Joda. I Tsefanià dia zanakalahin’i Kosỳ, zafikelin’i Gedalià, zafiafin’i Amarià ary zafindohalik’i Hezekià.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra