Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 20:15 - DIEM PROTESTANTA

15 Ho voaozona anie ny olona izay nameno hafaliana ny raiko tamin’ny nitenenany hoe: «Tera-dahy ianao!»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Ho voaozona anie ny olona izay nitondra teny mahafaly tamin’Ikaky hoe: Tera-dahy ianao! Ary nahafaly azy indrindra izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Ho voaozona anie ny olona izay nameno hafaliana ny raiko tamin’ny nitenenany hoe: «Tera-dahy ianao!»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 Ho voaozona anie ny olona nitondra teny tamin’ikaky, sy nanao hoe: Tera-dahy ianao! ka nahafeno hafaliana azy!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ho voaozona anie ny olona izay nitondra teny mahafaly tamin’ikaky nanao hoe: Tera-dahy hianao! Ka nahafaly azy indrindra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ho voaozona anie ny olona izay nitondra teny mahafaly tamin'ikaky nanao hoe: Tera-dahy ianao! Ka nahafaly azy indrindra.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 20:15
4 Rohy Ifampitohizana  

Ary hoy koa izy hoe: –Iza moa no afaka hilaza amin’i Abrahama fa hampinono zaza i Sarà? Kanjo niteraka zazalahy ho azy tamin’ny fahanterany aho.


–Mbola tsy noforoniko tao an-kibon-dreninao akory ianao dia efa fantatro, ary mbola tsy teraka akory ianao dia efa natokako hanompo Ahy sy notendreko ho mpaminany ho an’ny firenena maro.


Ho faly sy ravo ianao ary ny besinimaro koa ho faly amin’ny hahaterahany!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra