Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jeremia 20:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Ho voaozona anie ny andro nahaterahako, dia ny andro izay niterahan’i Neny ahy; eny, enga anie tsy hisy olona hilaza izany hoe ombàm-pitahiana!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Ho voaozona anie ny andro izay nahaterahako! Aoka tsy hotahìna anie ny andro izay niterahan’Ineny ahy!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Ho voaozona anie ny andro nahaterahako, dia ny andro izay niterahan’i Neny ahy; eny, enga anie tsy hisy olona hilaza izany hoe ombàm-pitahiana!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Ho voaozona anie ny andro nahaterahako! Tsy hotahina anie ny andro niterahan’i neny ahy!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ho voaozona anie ny andro izay nahaterahako! Aoka tsy hotahina anie ny andro izay niterahan’ineny ahy!

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ho voaozona anie ny andro izay nahaterahako! Aoka tsy hotahina anie ny andro izay niterahan'ineny ahy!

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 20:14
4 Rohy Ifampitohizana  

Fa izy kosa nandeha lalana indray andro hankany an-taniefitra; ka rehefa tonga tany izy, dia nipetraka teo ambanin’ny hazo kely midoroboka iray. Ary nangataka ho faty izy ka nanao hoe: –TOMPO ô, aoka izay! Alao ny aiko ankehitriny fa tsy tsara noho ny razako aho.


Niloa-bava ihany i Jôba tamin’ny farany ka nanozona ny andro nahaterahany.


Lozako, ry Neny nahitako masoandro! Tsy misy olona toherina sy ilàna ady hoatra ahy eto amin’ny tany manontolo. Tsy nampanjana-bola aho na nisambotra volan’olona, nefa ozonin’ny olon-drehetra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra