Jeremia 16:11 - DIEM PROTESTANTA11 Ny havalinao kosa dia hoe: ‹Satria nahafoy Ahy ny razanareo ka nifikitra tamin’ny andriamani-kafa ary nanompo azy sy niankohoka teo anatrehany. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany. Nahafoy Ahy izy ary tsy nitandrina ny lalànako. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Dia lazao aminy hoe: Noho ny nahafoizan’ny razanareo Ahy, hoy NY TOMPO, noho ny nanarahany andriamanitra hafa, noho ny nanompoany azy sy ny niankohofany teo anatrehany ary ny nahafoizany Ahy sy ny tsy nitandremany ny lalànako. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Ny havalinao kosa dia hoe: ‹Satria nahafoy Ahy ny razanareo ka nifikitra tamin’ny andriamani-kafa ary nanompo azy sy niankohoka teo anatrehany. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany. Nahafoy Ahy izy ary tsy nitandrina ny lalànako. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Dia izao no holazainao azy: Noho ny nahafoizan’ny razanareo Ahy, - teny marin’i Iaveh; - sy andriamani-kafa no narahin’ireny, notompoiny, nivavahany; fa Izaho nilaozany, ny lalàko tsy notandremany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 dia lazao aminy hoe: Noho ny nahafoizan’ny razanareo Ahy, hoy Jehovah, Sy ny nanarahany andriamani-kafa Sy ny nanompoany azy sy ny niankohofany teo anatrehany Ary ny nahafoizany Ahy sy ny tsy nitandremany ny lalàko. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 dia lazao aminy hoe: Noho ny nahafoizan'ny razanareo Ahy, hoy Jehovah, sy ny nanarahany andriamani-kafa sy ny nanompoany azy sy ny niankohofany teo anatrehany ary ny nahafoizany Ahy sy ny tsy nitandremany ny lalàko. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Dia lazao aminy hoe: Noho ny nahafoizan’ny razanareo Ahy, hoy NY TOMPO, noho ny nanarahany andriamanitra hafa, noho ny nanompoany azy sy ny niankohofany teo anatrehany ary ny nahafoizany Ahy sy ny tsy nitandremany ny lalànako. Jereo ny toko |
ka avela hiparitaka eo anatrehan’ny masoandro sy ny volana ary ny andian-kintana eny amin’ny lanitra izay notiavin’ireny olona ireny ka nivavahany sy niraiketany, ary nanontaniany hilan-kevitra sy niankohofany. Tsy hangonina na halevina intsony ireo taolana ireo fa ho tonga zezika eny ambonin’ny tany.