Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 16:10 - DIEM PROTESTANTA

10 «Ary rehefa mampita izany hafatra izany amin’io vahoaka io ianao, ka hanontaniany hoe: ‹Nahoana ny TOMPO no namoaka izany teny mandoza lehibe izany hamelezana anay? Fa inona no heloka na fahadisoana nataonay tamin’ny TOMPO Andriamanitray?›

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Ary raha ambaranao amin’ity firenena ity izany teny rehetra izany ka hoy izy aminao: Nahoana NY TOMPO no nilaza izany loza mafy rehetra izany hamelezana anay? Fa inona no helokay? Ary inona no fahotana izay nanotanay tamin’NY TOMPO Andriamanitray?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 «Ary rehefa mampita izany hafatra izany amin’io vahoaka io ianao, ka hanontaniany hoe: ‹Nahoana ny TOMPO no namoaka izany teny mandoza lehibe izany hamelezana anay? Fa inona no heloka na fahadisoana nataonay tamin’ny TOMPO Andriamanitray?›

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Rehefa lazainao amin’ity vahoaka ity, ireo zavatra rehetra ireo, dia hiteny aminao izy hanao hoe: ‹Ahoana i Iaveh no mampandre anay mialoha izany lozabe rehetra izany? Inona no helokay, ary inona no fahotanay, izay nataonay tamin’i Iaveh Andriamanitray?›

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Ary raha ambaranao amin’ity firenena ity izany teny rehetra izany, ka hoy izy aminao: Nahoana Jehovah no nilaza izany loza mafy rehetra izany hamelezana anay? Fa inona no helokay, ary inona no fahotanay, izay nanotanay tamin’i Jehovah Andriamanitray?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Ary raha ambaranao amin'ity firenena ity izany teny rehetra izany, ka hoy izy aminao: Nahoana Jehovah no nilaza izany loza mafy rehetra izany hamelezana anay? Fa inona no helokay, ary inona no fahotanay, izay nanotanay tamin'i Jehovah Andriamanitray?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Ary raha ambaranao amin’ity firenena ity izany teny rehetra izany ka hoy izy aminao: Nahoana NY TOMPO no nilaza izany loza mafy rehetra izany hamelezana anay? Fa inona no helokay? Ary inona no fahotana izay nanotanay tamin’NY TOMPO Andriamanitray?

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 16:10
11 Rohy Ifampitohizana  

Ny TOMPOn’izao rehetra izao no namboly azy; fa ankehitriny Izy dia manambara ny loza hamelezana azy noho ny ratsy nataon’ny olon’i Israely sy ny olon’i Joda taminy. Nanao izay nampahasosotra Azy manko ireny tamin’ny nandoroany fanatitra ho an’i Bahala.


Amin’izay dia hanontany tena ianao hoe: «Ahoana no nahatonga izao tamiko?» Ny halehiben’ny fahadisoanao no nanaingàna ny morontongotr’akanjonao ka nanaovana an-keriny taminao.


Ahoana no ahasahianao nilaza hoe: «Tsy nandoto tena aho, tsy nanaraka ny fivavahana tamin’i Bahala?» Jereo ange izay nataonao tao an-tsaha e! Aoka hiaiky izay nataonao ianao, fa toy ny ramevavavy mihazakazaka etsy sy eroa.


dia mihambo ho tsy manan-tsiny ianao, ary tsy ara-drariny ny itezerako anao. Koa noho ianao milaza ho tsy manao ratsy, dia hanenjika anao amin’ny fitsarana Aho.


satria nampahasosotra Ahy ny mponina tao tamin’ireo ratsy nataony, fa nandeha nanao sorona sy nanompo ireo andriamani-kafa izay tsy misy ifandraisana aminy na aminareo na amin’ny razanareo akory izy.


Koa raha misy manontany hoe: «Nahoana no namely anay tamin’izao loza rehetra izao ny TOMPO Andriamanitray?», dia izao no havalinao, ry Jeremià: «Toy ny nandaozanareo ny TOMPO ka nanompoanareo ny andriamani-kafa tao amin’ny taninareo no hanompoanareo ny firenen-kafa any amin’ny tany izay tsy anareo!»


Mba misy olon-kendry anankiray ve mba afaka hahatakatra izao? Raha nitenenan’ny TOMPO izy, dia aoka mba hanambara izay antony nahasimba ny tany sy nahavoadoro azy ho tahaka ny taniefitra ka tsy andalovan’olona intsony.


Mizana mandainga tahaka ny an’ny Kanahanita no hazoninao, ry Efraîma; ka tia manambaka ianao


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra