Isaia 9:10 - DIEM PROTESTANTA10 Kanjo nomen’ny TOMPO tombon-dahiny ny fahavalon’i Israely, dia i Retsîna izany; eny, notairiny tokoa ireo fahavalony, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Manandratra ny rafilahin’i Rezina hihoatra azy NY TOMPO ary mampirisika ny fahavalony, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Kanjo nomen’ny TOMPO tombon-dahiny ny fahavalon’i Israely, dia i Retsîna izany; eny, notairiny tokoa ireo fahavalony, Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 I Iaveh nanangana ny mpanohitra an-dRasìna hamely azy ireo sy manindrona an’ireo fahavalony, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary Jehovah manandratra ny rafilahin-dRezina hihoatra azy Ary mamporisika ny fahavalony, Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary Jehovah manandratra ny rafilahin-dRezina hihoatra azy Ary mamporisika ny fahavalony, Jereo ny toko |
Na dia hiteny aza ny Edômita taranak’i Hesao hoe: «Rava sy potika izahay, nefa hatsanganay indray ny tanàna rava», Izaho TOMPOn’izao rehetra izao dia hamaly hoe: Aoka izy hanangana, fa Izaho kosa handrava. Ary ny olona hametaka anarana azy hoe: «Tany anjakam-paharatsiana» sy «Vahoaka tezeran’ny TOMPO mandrakizay».