Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 32:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Fa ny olona manan-toe-tsaina ambony no afaka hihevitra tanjona ambony sady tsy hirotsaka an-tsehatra afa-tsy ho an’ny tanjona ambony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Fa ny olo-mihaja kosa dia manana fikasana araka izay mahamendrika olo-mihaja ary izay mahamendrika olo-mihaja no ifikirany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Fa ny olona manan-toe-tsaina ambony no afaka hihevitra tanjona ambony sady tsy hirotsaka an-tsehatra afa-tsy ho an’ny tanjona ambony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Fa ny andriana manan-kevitra mendrika andriana, sy hitsangan-kanao asa mendrika andriana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Fa ny mitoetr’andriana kosa dia mamoron-tsaina araka izay mahamendrika andriana, Ary izay mahamendrika andriana no ifikirany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Fa ny mitoetr'andriana kosa dia mamoron-tsaina araka izay mahamendrika andriana, ary izay mahamendrika andriana no ifikirany.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 32:8
10 Rohy Ifampitohizana  

Eny, tsy maintsy ho faty isika rehetra, ka ho tahaka ny rano raraka an-tany tsy azo raofina intsony. Saingy tsy mbola izany no irîn’Andriamanitra ho an’i Absalôma izao; ny heveriny kosa dia mba tsy ho lavitra Azy ilay voaroaka.


Malala-tanana izy manome ny mahantra; maharitra hatrany ny asa fiantràny, ka hitraka hombam-boninahitra izy.


Teo no ho eo ihany i Petera dia niainga niaraka tamin’ireto iraka. Vao tonga tao Lida i Petera, dia nentin’ny mpianatra ho any amin’ilay efitrano ambony rihana. Nanatona an’i Petera avokoa ireo mpitondratena tao, izay sady nitomany no nampiseho ny akanjo sy fitafiana hafa nataon’i Dôrkasy ho azy ireo fony fahavelony.


Voasedra mafy tamin’ny fahoriana nahazo azy ny mpino, kanefa lehibe tokoa ny hafaliany ary nahafoy mihitsy izy ireo tamin’ny famoriam-bola, na dia tena mahantra aza.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra