Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 3:22 - DIEM PROTESTANTA

22 ny akanjo fitondra mianjaika sy ny akanjo misy saron-doha ary koa ny fehitenda sy ny pôketra;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 ny akanjo fihaingoana, ny akanjobe fanao ivelany, ny salotra, ny poketra,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 ny akanjo fitondra mianjaika sy ny akanjo misy saron-doha ary koa ny fehitenda sy ny pôketra;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 ny akanjo fitondra amin’ny fety sy ny akanjo vity malalaka, ny kapaoty amam-pôketra;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Na ny akanjo fihaingoana, na ny kapôty, Na ny saly, na ny poketra,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Na ny akanjo fihaingoana, na ny kapôty, Na ny saly, na ny poketra,

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 3:22
2 Rohy Ifampitohizana  

ny peratra sy ny kavin’orona;


ny fitaratra sy ny akanjo somizo manify ary ny samboady sy ny lamba fisalobonana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra