Isaia 3:23 - DIEM PROTESTANTA23 ny fitaratra sy ny akanjo somizo manify ary ny samboady sy ny lamba fisalobonana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 ny fitaratra, ny atin’akanjo, ny fehiloha ary ny lamba fisaronana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 ny fitaratra sy ny akanjo somizo manify ary ny samboady sy ny lamba fisalobonana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika23 ny fitaratra aman’akanjo moselinina, ny lamba fehiloha amam-boaly fisaronana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Na ny fitaratra fizahana, na ny akanjo somizy anatiny, Na ny satroka fihaingoana, na ny lamba fisaronana; Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Na ny fitaratra fizahana, na ny akanjo somizy anatiny, Na ny satroka fihaingoana, na ny lamba fisaronana; Jereo ny toko |