Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 23:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Raha mandre izany i Ejipta, dia hihoron-koditra tahaka ny hampihoron-koditra azy koa noho izay efa hanjo an’i Tiro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Rehefa re tany Ejipta izany dia toran-kovitra izy noho ny nanjo an’i Tiro.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Raha mandre izany i Ejipta, dia hihoron-koditra tahaka ny hampihoron-koditra azy koa noho izay efa hanjo an’i Tiro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Rehefa handre izany vaovao izany i Ejipta dia ho raiki-tahotra mandre ny naharavan’i Tira.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Rehefa re tany Egypta izany, Dia toran-kovitra izy noho ny nanjo an’i Tyro.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Rehefa re tany Egypta izany, Dia toran-kovitra izy noho ny nanjo an'i Tyro.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 23:5
9 Rohy Ifampitohizana  

Amin’izany andro izany, dia ho tahaka ny olona vavivavy toetra ny Ejiptianina, ka hangovitra noho ny tahotra raha vao maninji-tanana handrahona azy ny TOMPOn’izao rehetra izao.


Tonga ny andro fandravana ny Filistinina rehetra, hany ka tsy misy olona sisa tavela intsony mba hanampy an’i Tiro sy i Sidôna. Ravan’ny TOMPO tokoa ny Filistinina, dia ireo sisa velona avy any amin’ny nosy Kaftôra.


Ny firenena rehetra izay mahalala anao dia ho gaga ny aminao, satria ho tonga fampitahorana ianao, sady tsy hisy intsony mandrakizay›. »


Amin’izany andro handravako an’i Ejipta izany, dia hisy iraka avy amiko handeha an-tsambo hampandre ny Etiôpianina; ka izy no hampatahotra sy hampangorohoro ny Etiôpianina izay mitoetra tsy manahy. Eny, indro avy izany andro izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra