Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Isaia 23:6 - DIEM PROTESTANTA

6 «Ndeha mamaky ranomasina hatrany Tarsisy ka manaova antsoantsom-pitarainana, ianareo mponina amoron-tsiraka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Mità ho any Tarsisy ianareo; Midradradradrà, ry mponina any amoron-tsiraka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 «Ndeha mamaky ranomasina hatrany Tarsisy ka manaova antsoantsom-pitarainana, ianareo mponina amoron-tsiraka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Mità ho any Tarsisa ianareo, ka migogogogoa, ry mponina amorontsiraka!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Mità ho any Tarsisy hianareo; Midradradradrà, ry mponina amoron-tsiraka.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Mità ho any Tarsisy ianareo; Midradradradrà, ry mponina amoron-tsiraka.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 23:6
8 Rohy Ifampitohizana  

Nefa ankehitriny dia midradradradra ny amin’i Môaba ny Môabita. Eny, samy mitaraina izy rehetra ny amin’ny ampempam-boalobok’i Kira-Heresa, ka mitoloko fa tena voa mafy.


Fa nandositra teo anoloan’ny sabatra ireny, teo anoloan’ny sabatra tsy nitsitsitsitsy sy teo anoloan’ny tsipîka nihenjana ary teo anoloan’ny ady mahery vaika.


«Voleo ny taninao, ry Tiro, ka ataovy toy ny eny amoron’i Neily, satria tsy hisy seranana intsony ho an’ny sambon’i Tarsisy.»


Fa hoy ny Tompo hoe: «Tsy afaka hiravoravo intsony ianareo mponina ao Tsidôna fa afa-baràka toy ny virijiny naolana. Na hiainga aza ianareo ka hiampita hatrany amin’ny nosy Sipra, dia tsy hanam-pitsaharana any akory.


Ireo sampy ireo dia ravahana takela-bolafotsy avy any Tarsisy na volamena avy any Ôfira, izay namboarin’ny mpanao asan-tanana sy ny mpanefy firavaka; ary lamba jaky sy volomparasy no nampitafiana azy. Asan’ny mpahay taozavatra avokoa ireny sampy rehetra ireny.


Nalahelo mafy ny aminao ny mponina rehetra amoron-tsiraka; raiki-tahotra ny mpanjakany ka tonga hatsatra ny endriny.


Nefa niainga handositra ho any Tarsîsy hanalavitra ny TOMPO i Jônà. Nankany Jafao izy ka nahita sambo vonona ho any Tarsîsy. Naloany ny saran-dalana, dia niondrana niaraka tamin’ny tantsambo rehetra izy ary nihevitra ny hanalavitra ny TOMPO.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra