Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 22:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Feno kalesy sy soavaly, ry Jerosalema, ny lohasahanao tsara indrindra; milahatra eo am-bavahadinao ireny,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Feno kalesy fitondra miady ny lohasahanao tsara indrindra, milahatra eo am-bavahady ny mpitaingin-tsoavaly,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Feno kalesy sy soavaly, ry Jerosalema, ny lohasahanao tsara indrindra; milahatra eo am-bavahadinao ireny,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Feno kalesy ny lohasahanao tsara indrindra; ary mitana fitoerana eo am-bavahadinao, ny mpitaingin-tsoavaly.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Izay tsara indrindra amin’ny lohasahanao dia feno kalesy, Ary ny mpitaingin-tsoavaly milahatra eo am-bavahady.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Izay tsara indrindra amin'ny lohasahanao dia feno kalesy, ary ny mpitaingin-tsoavaly milahatra eo am-bavahady

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 22:7
9 Rohy Ifampitohizana  

Mitondra tsipîka sy zana-tsipîka ny Helamita, sady mitaingina kalesy sy soavaly; ary mamelatra ampinga ny mpiady avy any Kira.


ka tsy misy fiarovana ho an’i Joda intsony. Tamin’izany andro izany, dia nojerenareo ny fitaovam-piadiana napetraka hitoby tao amin’ilay trano antsoina hoe «Lapan’ny Ala»,


Ny lalana izay niaviany ihany no hiverenany, fa tsy hiditra amin’ity tanàna ity izy. Izany no teny hentitra avy amiko TOMPO.


Fa Izao TOMPO dia miteny hentitra hoe: Hantsoiko ny fokom-pirenena rehetra amin’ireo fanjakana any avaratra. Ho avy ireny ka samy hametraka ny sezafiandrianan’ny mpanjakany avy eo anoloan’ny vavahadin’i Jerosalema. Hanodidina ny mandany rehetra izy ary hanafika ny tanàn-dehibe rehetra any Joda.


Asehoy fa voan’ny fahirano izy amin’ny fametrahana hady fanafihana sy tovon-tany ary tobim-pamelezana sy kanontabe manodidina azy.


Makà takela-by ka apetraho izany ho toy ny manda manelanelana anao sy ny tanàna. Banjino tsara ny tanàna: voan’ny fahirano izy izao, ary ianao no manao fahirano azy. Izany dia ho marika fampitandremana ho an’ny taranak’i Israely.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra