Isaia 22:7 - Baiboly Katolika7 Feno kalesy ny lohasahanao tsara indrindra; ary mitana fitoerana eo am-bavahadinao, ny mpitaingin-tsoavaly. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Feno kalesy fitondra miady ny lohasahanao tsara indrindra, milahatra eo am-bavahady ny mpitaingin-tsoavaly, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Feno kalesy sy soavaly, ry Jerosalema, ny lohasahanao tsara indrindra; milahatra eo am-bavahadinao ireny, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Feno kalesy sy soavaly, ry Jerosalema, ny lohasahanao tsara indrindra; milahatra eo am-bavahadinao ireny, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Izay tsara indrindra amin’ny lohasahanao dia feno kalesy, Ary ny mpitaingin-tsoavaly milahatra eo am-bavahady. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Izay tsara indrindra amin'ny lohasahanao dia feno kalesy, ary ny mpitaingin-tsoavaly milahatra eo am-bavahady Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Feno kalesy fitondra miady ny lohasahanao tsara indrindra, milahatra eo am-bavahady ny mpitaingin-tsoavaly, Jereo ny toko |