Isaia 22:6 - Baiboly Katolika6 I Elama mandray ny tranon-jana-tsipìka, tamy izy mitondra kalesy ama-mpitaingin-tsoavaly; ary Kira nanala fono ny ampingany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Mitondra ny tranon-jana-tsipìka i Elama, manatona ny kalesy fitondra miady misy olona sy ny mpitaingin-tsoavaly; Manaisotra ny fonon’ampinga i Kira. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Mitondra tsipîka sy zana-tsipîka ny Helamita, sady mitaingina kalesy sy soavaly; ary mamelatra ampinga ny mpiady avy any Kira. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Mitondra tsipîka sy zana-tsipîka ny Helamita, sady mitaingina kalesy sy soavaly; ary mamelatra ampinga ny mpiady avy any Kira. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary Elama mitondra ny tranon-jana-tsipìka Mbamin’ny kalesy misy olona sy ny mpitaingin-tsoavaly; Ary Kira manaisotra ny fonon’ampinga. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary Elama mitondra ny tranon-jana-tsipìka mbamin'ny kalesy misy olona sy ny mpitaingin-tsoavaly; Ary Kira manaisotra ny fonon'ampinga Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Mitondra ny tranon-jana-tsipìka i Elama, manatona ny kalesy fitondra miady misy olona sy ny mpitaingin-tsoavaly; Manaisotra ny fonon’ampinga i Kira. Jereo ny toko |