Isaia 22:8 - Baiboly Katolika8 Nalana tamin’i Jodà ny fisalobonany. Amin’izany andro izany dia manopy maso ianao, mankany amin’ny fitahirizam-piadiana ao an-dapan’ny ala, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 ary alany ny fisalobonan’i Joda. Amin’izany andro izany dia mijery ny fiadiana ao amin’ny Tranon’ny Ala ianao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 ka tsy misy fiarovana ho an’i Joda intsony. Tamin’izany andro izany, dia nojerenareo ny fitaovam-piadiana napetraka hitoby tao amin’ilay trano antsoina hoe «Lapan’ny Ala», Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 ka tsy misy fiarovana ho an’i Joda intsony. Tamin’izany andro izany, dia nojerenareo ny fitaovam-piadiana napetraka hitoby tao amin’ilay trano antsoina hoe «Lapan’ny Ala», Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Dia alana ny fisalobonan’i Joda, Ary mijery ny fiadiana ao an-Tranoala hianao amin’izany andro izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Dia alana ny fisalobonan'i Joda, ary mijery ny fiadiana ao an-Tranoala ianao amin'izany andro izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 ary alany ny fisalobonan’i Joda. Amin’izany andro izany dia mijery ny fiadiana ao amin’ny Tranon’ny Ala ianao. Jereo ny toko |