Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 21:11 - DIEM PROTESTANTA

11 Hafatra momba an’i Domà. Nisy niantso ahy avy ao Sehîra hoe: «Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao? Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Ny amin’ny loza hanjo an’i Edoma. Misy miantsoantso ahy any Seìra hoe: Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao? Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Hafatra momba an’i Domà. Nisy niantso ahy avy ao Sehîra hoe: «Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao? Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Faminaniana ny amin’i Domà. Misy miantso ahy avy any Seira manao hoe: «Ry tily ô, toy inona alina moa izao? Ry tily ô, toy inona alina moa izao?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 FAMINANIANA ny amin’ny loza hanjo an’i Edoma. Misy miantso ahy any Seïra manao hoe: Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao? Ry mpiambina ô toy inona alina moa izao?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Faminaniana ny amin'ny loza hanjo an'i Edoma. Misy miantso ahy any Seira manao hoe: Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao ? Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao?

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 21:11
24 Rohy Ifampitohizana  

i Mismà sy i Domà, i Masà


Rehefa nahita ireo i Jakôba, dia niteny hoe: –Tobin’Andriamanitra ity! Dia nantsoiny hoe Mahanaima izany toerana izany.


Ary i Jakôba nandefa iraka hialoha azy ho any amin’i Hesao rahalahiny, any ambanivohitr’i Edôma, any amin’ny tany Sehira.


sy i Mismà, i Domà sy i Masà, i Hadada


TOMPO ô, tsarovy ny nafitsoky ny Edômita; fa tamin’ny andro nandravana an’i Jerosalema, dia ireo no nandrisika hoe: «Fongory io tanàna io, eny, fongory hatramin’ny fanorenany!»


Ireo mpiambina misafo ny tanàna no tojo ahy ka anontaniako hoe: «Mba hitanareo ve ilay tiako izay?»


Dia namaly ny mpiambina hoe: «Tonga ny maraina nefa mbola alina ihany! Raha mbola te hanontany ianareo, dia miverena indray.»


Fa izao tokoa no nolazain’ny Tompo tamiko: «Ndeha mametraka mpitily ianao, ka aoka io no hanambara izay hitany!


no nanirahan’i Tsedekià olona haka azy mba hanontaniany mangina tao an-dapany hoe: –Moa misy hafatry ny TOMPO tokoa va ho ahy? Ka novalian’i Jeremià hoe: –Eny, dia inty: «Hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilôna ianao.»


Nametrahako mpitily teo aminy, hampaneno ny anjomara fanairana. Kanefa hoy izy hoe: «Tsy ahoanay izany!»


Izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: «Nanao valifaty mahatsiravina tamin’ny vahoakan’i Joda ny Edômita, ary izany no mahameloka azy.


«Ry ilay taranak’olombelona, ianao no efa notendreko ho mpitily hanaitra ny vahoaka Israely. Hihaino ny teny aloaky ny vavako ianao ka hampita ny fampitandremako amin’ny Israelita.


Izao no lazain’ny TOMPO: «Fahotana mifanesy no vitan’ny mponin’i Gazà, fa indrindra ity anankiray ity: nentiny ho babo avokoa ny iray tanàna manontolo mba hatolony ho an’ny Edômita. Noho izany, dia tsy hahemotro ny sazy momba azy:


Lasan’io mpanjaka io koa i Sehîra, tanin’ny Edômita fahavalony. Maneho ny heriny kosa ny Israelita,


mba tsy hila ady aminy, fa tsy hanomezako anareo ny taniny na eram-paladia akory aza, satria efa nomeko ho fananan’ny taranak’i Hesao ny faritra havoanan’i Sehîra.


Ankoatra ireo i Araba, i Domà, i Esihàna,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra