Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 2:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Miafena any ambany vatolampy ianareo ary misitriha any anaty tany, mba ho lavitry ny TOMPO mahatahotra sy ho lavitry ny fiandrianany mamirapiratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Midira ao amin’ny vatolampy ary miere ao amin’ny vovoka noho ny tahotra NY TOMPO sy ny voninahitry ny fahalehibiazany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Miafena any ambany vatolampy ianareo ary misitriha any anaty tany, mba ho lavitry ny TOMPO mahatahotra sy ho lavitry ny fiandrianany mamirapiratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Midira ao anaty vatolampy, miere ao anaty vovoka, eo anatrehan’ny tahotra avy amin’i Iaveh sy ny famirapiratan’ny fiandrianany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Midira ao amin’ny vatolampy, Ary miere ao amin’ny vovoka Noho ny tahotra avy amin’i Jehovah Sy ny voninahitry ny fahalehibiazany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Midira ao amin'ny vatolampy, Ary miere ao amin'ny vovoka Noho ny tahotra avy amin'i Jehovah Sy ny voninahitry ny fahalehibiazany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Midira ao amin’ny vatolampy ary miere ao amin’ny vovoka noho ny tahotra NY TOMPO sy ny voninahitry ny fahalehibiazany.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 2:10
22 Rohy Ifampitohizana  

Satria matahotra ny famaizan’Andriamanitra aho ka tsy afa-manoatra manoloana ny fiandrianany.


Asitriho ao amin’ny tany miaraka izy rehetra ary hidio ao amin’ny tranomaizim-pahafatesana.


mba ho fantatry ny olona ny asanao mahery sy ny fanjakanao be voninahitra sy malaza.


Iza no mahalala ny herin’ny fahatezeranao ary hanaja Anao araka ny fahaviniranao?


Amin’ny andro famalian’ny TOMPO, raha ho tonga avy any lavitra ny rambondanitra handrava, inona no azonareo atao, aiza no handosiranareo hitadiavam-bonjy ary aiza no hametrahanareo ny harenareo?


Ao izy no hitsiparaka tanana toy ny fanaon’ny mpilomano; nefa hampietry ny avonavon’i Môaba ny TOMPO na dia eo aza ny hamailaky ny tanany.


ka indro ity vahoaka fa voaroba sy voasambotra: naiditra am-ponja avokoa izy rehetra ary nahiboka an-tranomaizina. Voaroba nefa tsy nisy namonjy, voasambotra nefa tsy nisy nanao hoe: «Avereno!»


Fa ny TOMPO kosa no tena Andriamanitra, Andriamanitra velona sy Mpanjaka mandrakizay. Rehefa tezitra Izy, dia mihorohoro ny tany; ary ny firenena dia tsy mahatanty ny fahavinirany.


Iza no tsy hatahotra Anao, ry Mpanjakan’ireo firenena, fa mendrika anao izany. Ny hendry rehetra amin’ireo firenena sy ao amin’ireo fanjakana rehetra dia tsy misy mitovy aminao.


«Izao no lazain’ny TOMPO: Hataoko lo tahaka ity fehikibo ity ny zavatra mampirehareha an’i Joda sy mampirehareha fatratra an’i Jerosalema.


Ho rava ireo toeram-panasinana: izany no hadisoana sy fahotan’i Israely. Songosongo aman-tsilo no handadina ny alitarany. Amin’izay no hitenenana hoe: «Ry tendrombohitra, saròny izahay!» «Ry havoana, mianjerà aminay».


Anjaranao koa izao, ry Ninive, ny ho leom-pangirifiriana ka ho difotr’izany; anjaranao koa izao ny hitady fiafenana hialana amin’ny fahavalo.


Fa hasehoko anareo izay tokony hatahoranareo: matahora an’Andriamanitra Izay manam-pahefana hamarina anareo any amin’ny lohasahan’afo rehefa novonoiny ianareo; eny, hoy Aho aminareo, Izy ihany no atahory.


Amin’izay ny tendrombohitra hilazan’ny olona hoe: «Ianjerao izahay»; ary ny havoana hilazany hoe: «Saròny izahay!»


Fahaverezana maharitra mandrakizay no sazy hihatra amin’ireo, ka tsy hifanatri-tava amin’ny Tompo sy ho lavitry ny heriny heni-boninahitra ireo


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra