Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 19:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Ny zava-maniry eo amin’ny vinanin’i Neily mbamin’ny fambolena rehetra eny amoron’io ony io dia ho maina avokoa sy ho lasan’ny rivotra ka tsy hisy na inona na inona intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 ho ngazana ny moron’i Neily sy ny vavaranon’i Neily, ho maina izay nafafy teny amoron’i Neily ka tsy ho eny intsony fa hopaohin’ny rivotra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Ny zava-maniry eo amin’ny vinanin’i Neily mbamin’ny fambolena rehetra eny amoron’io ony io dia ho maina avokoa sy ho lasan’ny rivotra ka tsy hisy na inona na inona intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Ny tanim-bilona manaraka an’i Nila ao amoron’i Nila, ny saha voafafy rehetra manaraka an’i Nila: ho maina hanjary foana, ary tsy hisy intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ny tany eny amoron’i Neily Sy ny tanimbary rehetra eny amoron’i Neily Samy ho maina sy hanjary vovoka ka tsy ho eo intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ny tany eny amoron'i Neily sy ny tanimbary rehetra eny amoron'i Neily samy ho maina sy hanjary vovoka ka tsy ho eo intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 ho ngazana ny moron’i Neily sy ny vavaranon’i Neily, ho maina izay nafafy teny amoron’i Neily ka tsy ho eny intsony fa hopaohin’ny rivotra.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 19:7
7 Rohy Ifampitohizana  

ary indreo nisy ombivavy fito tsara tarehy sady matavy niakatra avy tao amin’ny ony ka niraoka ahitra teo amoron-drano.


«Voleo ny taninao, ry Tiro, ka ataovy toy ny eny amoron’i Neily, satria tsy hisy seranana intsony ho an’ny sambon’i Tarsisy.»


Izay afafy eny amoron’i Neily dia i Tsidôna no mioty azy; izy no mandray ny tombombarotr’ireo firenena.


Kanefa ho sambatra ianareo afaka mamafy eny amoron-drano na aiza na aiza sady mamela ny omby sy ny boriky hiriaria!


Noho ny fangentan’ny tany fa tsy nisy orana latsaka taminy dia menatra sy diso fanantenana ny tantsaha.


Ankehitriny izany voaloboka izany dia voavoly any an-taniefitra ao amin’ny tany maina sy karankaina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra