Isaia 19:6 - DIEM PROTESTANTA6 Ho maimbo ireo lakan-drano; ary ny sakeli-dranon’i Ejipta dia hihena sy ho tankina; ny volotara sy ny zozoro halazo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 ho maimbo ny sampantsampan’ny ony; hihena ny lakandranon’i Ejipta ka ho maina; halazo ny volotara sy ny zozoro; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ho maimbo ireo lakan-drano; ary ny sakeli-dranon’i Ejipta dia hihena sy ho tankina; ny volotara sy ny zozoro halazo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Ny renirano hanjary maimbo, ny lahin-dranon’i Ejipta hihena dia ho maina; ny zozoro amam-bolotara halazo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ho maimbo ny sampantsampan’ny ony; Ary ny lahindranon’i Egypta hihena ka ho maina; Ny volotara sy ny zozoro halazo; Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ho maimbo ny sampantsampan'ny ony; Ary ny lahin-dranon'i Egypta hihena ka ho maina; Ny volotara sy ny zozoro halazo; Jereo ny toko |
Irahinao ny masoivoho izay mandeha lakan-jozoro eny ambonin’ny ranon’i Neily. –Miverena ianareo, ry iraka faingam-pandeha, any amin’ireo olona ranjanana sy malandilandy, any amin’ilay firenena atahorana hatreto ka hatrany am-paran’ny tany, any amin’ilay firenena matanjaka izay manosihosy ny fahavalony. Miverena any amin’ny taninareo izay vakivakîn’ny ony maro.