Isaia 19:5 - DIEM PROTESTANTA5 Ny rano amin’i Neily dia ho ritra, ka ho tankina sy ho maina io ony io. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Ho tankina ny rano amin’ny ranomasina, ho ritra ny ony ka ho maina; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Ny rano amin’i Neily dia ho ritra, ka ho tankina sy ho maina io ony io. Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Ny rano amin’ny ranomasina ho ritra; ny ony ho tankina sy ho maina; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ny rano amin’ny ranomasina ho tankina, Ary ny ony ho ritra ka ho maina; Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ny rano amin'ny ranomasina ho tankina, ary ny ony ho ritra ka ho maina; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Ho tankina ny rano amin’ny ranomasina, ho ritra ny ony ka ho maina; Jereo ny toko |
Nahoana, fony tonga Aho, no tsy nahita olona; nahoana, fony niantso Aho, no tsy nisy namaly? Ny tanako ve no fohy loatra ka tsy mahavonjy? Sa Izaho no tsy manan-kery hoenti-manafaka? Indro mandrahona fotsiny Aho, dia maina ny ranomasina na manjary taniefitra ny ony. Amin’izay, noho ny tsy fisian’ny rano, dia matin-ketaheta ny trondro ka maimbo.