Hosea 7:8 - DIEM PROTESTANTA8 «Miharoharo amin’ny firenen-kafa i Efraîma ka toy ny endi-mofo tsy voavadika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 I Efraima dia miharoharo amin’ireo firenena; I Efraima dia efa tonga toy ny mofo tsy voavadika. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 «Miharoharo amin’ny firenen-kafa i Efraîma ka toy ny endi-mofo tsy voavadika. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Mifangaro amin’ireo firenena i Efraima, hoatra ny mofomamy tsy voavadika i Efraima. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Efraima dia miharoharo amin’ireo firenena; Efraima dia efa tonga ampempa tsy voavadika. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Efraima dia miharoharo amin'ireo firenena; Efraima dia efa tonga ampempa tsy voavadika. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 I Efraima dia miharoharo amin’ireo firenena; I Efraima dia efa tonga toy ny mofo tsy voavadika. Jereo ny toko |
Taorian’izany zavatra izany, dia nanatona ahy ireo lehiben’ny Israelita ka nanao hoe: –Na sarambabem-bahoaka na mpisorona na levita, dia tsy mbola miavaka amin’ny valovotaka, fa maka tahaka ny zava-maharikoriko fanaon’ny Kanahanita sy Hitita, ny Perizita sy Jebosita, ny Hamônita sy Môabita, ary ny Ejiptianina sy Amôrita.
Koa aza manome ny zanakavavinareo ho vadin’ny zanakalahiny, na maka ny zanakavaviny ho vadin’ny zanakalahinareo. Aza mitady izay hampiadana azy na hahasoa azy na oviana na oviana; izany no handrosoanareo ho mahery ka hiarananareo amin’ny voka-tsoan’izany tany izany sy hamelanareo azy ho lovan’ny taranakareo hatrany hatrany.›