Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Hosea 7:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Tsentsefin’ny vahiny ny heriny nefa tsy fantany akory izany; ary mihafotsy ny volon-dohany, nefa tsy fantany akory izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Lanin’ny vahiny ny heriny nefa tsy fantany akory izany. Eny, efa miha fotsy volo ihany izy saingy tsy fantany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Tsentsefin’ny vahiny ny heriny nefa tsy fantany akory izany; ary mihafotsy ny volon-dohany, nefa tsy fantany akory izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Levon’ny hafa firenena ny heriny, nefa tsy fantany akory izany; efa mipi-bolo ny lohany, nefa tsy fantany akory izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Lanin’ny vahiny ny heriny, Nefa tsy fantany akory izany; Eny, efa mipì-bolo ihany izy, Saingy tsy fantany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Lanin'ny vahiny ny heriny, nefa tsy fantany akory izany; Eny, efa mipi-bolo ihany izy, saingy tsy fantany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Lanin’ny vahiny ny heriny nefa tsy fantany akory izany. Eny, efa miha fotsy volo ihany izy saingy tsy fantany.

Jereo ny toko dika mitovy




Hosea 7:9
10 Rohy Ifampitohizana  

Nandritra ny andro rehetra nanjakan’i Jôahaza, dia nampahory ny Israelita i Hazaela mpanjakan’i Siria.


Niditra an-keriny tao amin’ny tanin’i Israely i Pola mpanjakan’i Asiria; ka nomen’i Menahema volafotsy telopolo taonina izy mba hanampiany azy hanamafy orina ny fahefàm-panjakany.


Dia hoy ianao anakampo hoe: «Nisy nikapoka aho nefa tsy naharary! Nisy nively aho nefa tsy tsaroako akory! Raha vantany vao taitra ange aho, dia hangataka hisotro indray!»


Efa lao ny taninareo, kilan’ny afo ny tanànanareo; ny tany novolenareo aza dia ny vahiny no nihinana ny vokany teo anatrehanareo, ka efa lao tokoa izany tahaka ny faharavàn’i Sôdôma.


Ianareo koa moa tsy nihaino sady tsy te hahalala no tsy nanokatra sofina hatry ny ela; Fantatro fa mpamadika hatrany ianareo sady nantsoina hoe mpikomy hatrany am-bohòka.


Levona ny olo-marina nefa tsy misy miraharaha izany; alaina an-keriny ny olom-banona nefa tsy misy miraika amin’izany. Eny, ny famelezan’ny mpisompatra no akàna an-keriny ny olo-marina.


Ho ringana ny vahoakako noho ny tsifisian’ny fahalalana Ahy. Satria efa nandà ny fahalalana Ahy ianao, ka dia mba holaviko tsy ho mpisorona intsony. Nanadino ny lalànan’Andriamanitrao ianao, ka dia mba hohadinoiko koa ny zanakao.


Mamafy rivotra ianareo ka hijinja tadio. Fa hoy ny ohabolana hoe: «Vary tsy amin-tsalohy tsy vanon-ko lafarinina.»; ary raha tàhiny aza hisy, dia ny vahiny no handany azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra