Hosea 7:7 - DIEM PROTESTANTA7 Mahamay toa lafaoro izy rehetra ka mandringana ireo filohany. Lavo avokoa ireo mpanjakany, nefa tsy mba nisy niantso Ahy akory. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Samy mahamay toy ny fatana izy rehetra ka mandevona ny mpitsarany; efa lavo avokoa ny mpanjakany, ary tsy misy miantso Ahy izy rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Mahamay toa lafaoro izy rehetra ka mandringana ireo filohany. Lavo avokoa ireo mpanjakany, nefa tsy mba nisy niantso Ahy akory. Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 Mahamay hoatra ny fatana avokoa izy rehetra, ka ny mpitsara azy no levoniny. Ny mpanjakany lavo avokoa, tsy nisy niantso Ahy anefa izy rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Samy mahamay toy ny fatana izy rehetra Ka mandevona ny andriambaventiny; Efa lavo avokoa, ny mpanjakany, Tsy misy miantso Ahy izy rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Samy mahamay toy ny fatana izy rehetra ka mandevona ny andriambaventiny; Efa lavo avokoa, ny mpanjakany, tsy misy miantso Ahy izy rehetra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Samy mahamay toy ny fatana izy rehetra ka mandevona ny mpitsarany; efa lavo avokoa ny mpanjakany, ary tsy misy miantso Ahy izy rehetra. Jereo ny toko |
Ary nikomy tamin’i Pekahià i Peka dekàny sady zanakalahin’i Remalià, ka nanafika azy mbamin’i Argôba sy Aria tao amin’ny tilikambon’ny tranon’ny mpanjaka; tamin’izay i Peka dia nombàn’ny vatan-dehilahy dimampolo taranaky ny Gilehadita; rehefa avy namono an’i Pekahià ho faty izy, dia nanjaka nandimby azy.