Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Hosea 7:6 - DIEM PROTESTANTA

6 rehefa manatona azy ny mpifehy. Tahaka ny lafaoro tokoa ny fo feno fitaka ananan’ireo: mandritra ny alina dia matory ny fahatezerany; ary nony maraina dia mirehitra tahaka ny afo midedadeda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Fa entin’ireo ho ao amin’ny vela-pandrika ny fony toy ny ho ao amin’ny fatana; mandritra ny alina dia matory ihany ny mpanao mofo, ary nony maraina dia toy ny lelafo mirehitra ny fatana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 rehefa manatona azy ny mpifehy. Tahaka ny lafaoro tokoa ny fo feno fitaka ananan’ireo: mandritra ny alina dia matory ny fahatezerany; ary nony maraina dia mirehitra tahaka ny afo midedadeda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Fa tamin’ny firaisan-tetik’izy ireo, nataony toy ny ao anaty fatana ny fony; ka ny mpanao mofony natory mandritra ny alina, ary nony maraina nirehitra hoatra ny lelafo midedadeda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Fa entin’ireo ho ao am-panotrehana ny fony, toy ny ho ao amin’ny fatana; Mandritra ny alina dia matory ihany ny mpanendy azy, Ary nony maraina dia toy ny lelafo mirehitra ny fatana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Fa entin'ireo ho ao am-panotrehana ny fony, toy ny ho ao amin'ny fatana; Mandritra ny alina dia matory ihany ny mpanendy azy, ary nony maraina dia toy ny lelafo mirehitra ny fatana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Fa entin’ireo ho ao amin’ny vela-pandrika ny fony toy ny ho ao amin’ny fatana; mandritra ny alina dia matory ihany ny mpanao mofo, ary nony maraina dia toy ny lelafo mirehitra ny fatana.

Jereo ny toko dika mitovy




Hosea 7:6
8 Rohy Ifampitohizana  

Ry Andriamanitra Mpanjaka ô, ho azonao ny fahavalonao rehetra ary ho eo am-pelatananao ireo rehetra mpankahala Anao.


Tsy matory ireny raha tsy efa nanao ratsy ary tsy mahita tory raha tsy efa nanafintohina olona.


Samy mpanitsakitsa-bady avokoa izy, ka toy ny lafaoro voafana loatra izay tsy soronan’ny mpanendy mofo intsony hatramin’ny namolavolany ny koba ka mandra-pibontsiny.


Mahamay toa lafaoro izy rehetra ka mandringana ireo filohany. Lavo avokoa ireo mpanjakany, nefa tsy mba nisy niantso Ahy akory.


Lozan’izay manoman-keloka, sy mikasa hanao ratsy eo am-pandriany amin’ny alina; ka nony maraina ny andro, dia manatanteraka izany izy satria misy hery eo am-pelatanany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra