Hosea 7:5 - DIEM PROTESTANTA5 Amin’ny andro fankalazana ny fetin’ny mpanjakany dia ny herin’ny divay no mamparary ireo mpifehy; ka olona mpaniratsira no raisin’ny mpanjaka tanana, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Tamin’ny andron’ny mpanjakantsika dia nankarary tena tamin’ny herin’ny divay ny mpanapaka; nifandray tanana tamin’ny mpaniratsira izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Amin’ny andro fankalazana ny fetin’ny mpanjakany dia ny herin’ny divay no mamparary ireo mpifehy; ka olona mpaniratsira no raisin’ny mpanjaka tanana, Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Amin’ny andron’ny mpanjakantsika, ny mpanapaka mankarary tena amin’ny hafanan’ny divay; niara-naninji-tanana tamin’ny mpananihany izy io. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Tamin’ny andron’ny mpanjakantsika dia nankarary tena tamin’ny fanafanan’ny herin’ny divay ny mpanapaka; Nifandray tànana tamin’ny mpaniratsira ny mpanjaka. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Tamin'ny andron'ny mpanjakantsika dia nankarary tena tamin'ny fanafanan'ny herin'ny divay ny mpanapaka; Nifandray tanana tamin'ny mpaniratsira ny mpanjaka. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Tamin’ny andron’ny mpanjakantsika dia nankarary tena tamin’ny herin’ny divay ny mpanapaka; nifandray tanana tamin’ny mpaniratsira izy. Jereo ny toko |
Raha vao ren’i Jerôbohama mpanjaka ny tenin’ilay olon’Andriamanitra izay nanao antso avo nanohitra ny alitara tao Betela, dia naninjitra ilay tanany izay teo ambony alitara izy sady niteny hoe: –Tano io olona io! Kanjo maina tampoka teo iny tanana nahinjiny hanoherana an’ilay olon’Andriamanitra iny ka tsy azony noketrahina intsony.
Fa nihantsy ny Tompon’ny lanitra ianao, raha nampaka ny tsatokaty voababo tao an-tempoliny ho eo anatrehanao; ka ny tenanao sy ny olo-manan-kajanao ary ireo vadinao mbamin’ny vaditsindranonao no nisotro divay taminy. Nankalazainao ireo andriamanitra volafotsy sy volamena, halimo sy vy ary vato aman-kazo izay tsy mahita na mandre na mahalala akory, fa ilay Andriamanitra Izay mihazona ny ainao sy miahy ny lalanao rehetra kosa tsy mba nomenao voninahitra.