Hosea 13:11 - DIEM PROTESTANTA11 Koa tamim-pahatezerana no nanomezako mpanjaka anao, ary tamim-pahavinirana no nanesorako ireny indray. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Nomeko mpanjaka tamin’ny fahatezerako ianao, nefa nesoriko tamin’ny fahavinirako izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Koa tamim-pahatezerana no nanomezako mpanjaka anao, ary tamim-pahavinirana no nanesorako ireny indray. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Omeko mpanjaka ianao amin’ny hatezerako; ary esoriko ireny amin’ny fahavinirako. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Nomeko mpanjaka hianao tamin’ny fahatezerako, Ary nesoriko izy tamin’ny fahavinirako. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Nomeko mpanjaka ianao tamin'ny fahatezerako, ary nesoriko izy tamin'ny fahavinirako. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Nomeko mpanjaka tamin’ny fahatezerako ianao, nefa nesoriko tamin’ny fahavinirako izy. Jereo ny toko |
Hoy ny TOMPO tamin’i Samoela: –Mandra-pahoviana ihany no halahelovanao an’i Saoly, nefa na Izaho aza efa nandà azy tsy ho mpanjakan’i Israely intsony? Raiso ny diloilonao, dia mandehana; fa irahiko ho any amin’i Jisay any Betlehema ianao, satria efa nifidy anankiray tamin’ny zanany aho mba ho mpanjaka.