Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Hosea 13:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Voatana an-tsoratra ny helok’i Efraîma, tsara tahiry ny fahotany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Voafehy ny helok’i Efraima, voatahiry ny fahotany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Voatana an-tsoratra ny helok’i Efraîma, tsara tahiry ny fahotany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Voafehy ny helok’i Efraima, atao tsara tahiry ny fahotany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Voafehy ny helok’i Efraima, Voatahiry ny fahotany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Voafehy ny helok'i Efraima, voatahiry ny fahotany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Voafehy ny helok’i Efraima, voatahiry ny fahotany.

Jereo ny toko dika mitovy




Hosea 13:12
5 Rohy Ifampitohizana  

Ho voaafinao an-kitapo misy kase ny fahadisoako ary ho voasaronao tanteraka ny heloko rehetra.


Fa hoy ianareo hoe: «Andriamanitra noho ny helo-dray, dia mbola hanasazy ny zanany.» Tsia! Fa aoka ilay meloka ihany no hosazin’Andriamanitra mba hahatonga saina azy.


Na dia misasa ny tenanao toy ny fanasa lamba aza ianao ka hampiasa savony betsaka, dia tsy ho afaka ny fahadisoanao fa ho toy ny tseroka eo anatrehako, hoy ny teny hentitry ny Tompo ANDRIANANAHARY.


Maditra ianao ary tsy mety mamerina ny fonao aminy, ka dia fahatezeran’Andriamanitra no avosanao ho an’ny tenanao. Fa ho avy ny andro hampisehoan’Andriamanitra ny fahatezerany sy hitsarany an-karihary ny olombelona ara-drariny,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra