Genesisy 49:8 - DIEM PROTESTANTA8 Ry Joda, hidera anao ireo rahalahinao; Hofolahinao kosa ny hatok’ireo fahavalonao, ka hiankohoka eo anatrehanao ireo ralahahinao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Ry Joda, hoderain’ny rahalahinao ianao. Ny tananao dia ho ao amin’ny vozon’ny fahavalonao; hiankohoka eo anatrehanao ny zanaky ny rainao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Ry Joda, hidera anao ireo rahalahinao; Hofolahinao kosa ny hatok’ireo fahavalonao, ka hiankohoka eo anatrehanao ireo ralahahinao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Ry Jodà, ianao hoderain’ny rahalahinao; ny tananao ho eo amin’ny vozon’ny fahavalonao; ny zanaky ny rainao hiankohoka eo anatrehanao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ry joda, hoderain’ny rahalahinao hianao, Ny tànanao ho ao amin’ny vozon’ny fahavalonao; Hiankohoka eo anatrehanao ny zanaky ny rainao. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ry JODA, hoderain'ny rahalahinao ianao, ny tananao ho ao amin'ny vozon'ny fahavalonao; hiankohoka eo anatrehanao ny zanaky ny rainao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Ry Joda, hoderain’ny rahalahinao ianao. Ny tananao dia ho ao amin’ny vozon’ny fahavalonao; hiankohoka eo anatrehanao ny zanaky ny rainao. Jereo ny toko |
Nefa kosa ny TOMPO, Andriamanitr’i Israely, efa nifidy ahy teo anivon’ny ankohonan-draiko rehetra mba ho mpanjaka hifehy an’i Israely hatrany. Satria i Joda no voafidiny ho mpanapaka; teo anivon’ny fokon’i Joda, dia ny ankohonan-draiko no voafidiny; ary teo anivon’ny ankohonan-draiko, dia ny tenako no nankasitrahiny hampanjakaina amin’i Israely manontolo.