Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 49:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Ho voaozona anie ny hatezerany tafahoatra ary ny havinirany tsy mifaditrovana. Haparitako ny taranany ka haeliko eran’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Ho voaozona anie ny fahatezerany, satria nasiaka izany ary ny fahavinirany, satria loza izany! Hampihahakahaka azy eny amin’i Jakoba aho ary hanely azy eny amin’ny Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Ho voaozona anie ny hatezerany tafahoatra ary ny havinirany tsy mifaditrovana. Haparitako ny taranany ka haeliko eran’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Ho voaozona anie ny fahatezerany, fa nasiaka izany; ary koa ny fahavinirany, fa loza izany. Hizarazara azy amin’i Jakôba aho, ary hampihahaka azy amin’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ho voaozona anie ny fahatezerany, fa nasiaka izany, Ary ny fahavinirany, fa loza izany; Hampihahakahaka azy eny amin’i Jakoba aho, Ary hanely azy eny amin’Isiraely.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ho voaozona anie ny fahatezerany, fa nasiaka izany, ary ny fahavinirany, fa loza izany; hampihahakahaka azy eny amin'i Jako­ba aho, ary hanely azy eny amin'Isiraely.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Ho voaozona anie ny fahatezerany, satria nasiaka izany ary ny fahavinirany, satria loza izany! Hampihahakahaka azy eny amin’i Jakoba aho ary hanely azy eny amin’ny Israely.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 49:7
11 Rohy Ifampitohizana  

Nony avy teo dia nankahala azy mafy i Amnôna, ka be lavitra ny fankahalàny azy noho ny fitiavany azy taloha. Hoy i Amnôna taminy: –Mitsangàna ka mandehana any.


nisy avy tamin’ny fokon’i Gada: dia i Ramôta any Gilehada sy i Mahanaîma ary i Hesbôna sy i Jahizera mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.


Mavesatra ny vato ary manan-danja ny fasika; fa manoatra noho izy roa tonta ny lolom-pon’ny adala.


Ny olona mora tezitra manetsika ady; izay mora misafoaka mampiavosa hadisoana.


Ary momba ireo tanàna izay halainareo avy amin’ny tanin’ny Israelita, dia izay foko lehibe no hanalanareo maro kokoa, fa izay foko kely kosa dia hanalanareo vitsy kokoa; eny, samy hanome tanàna ho an’ny Levita araka ny zara tany azony avy ny foko tsirairay.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra