Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 49:16 - DIEM PROTESTANTA

16 I Dana dia hifehy ny vahoakany tahaka ny foko hafa ao amin’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 I Dana dia hitsara ny olony tahaka ny iray amin’ireo fokon’ny Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 I Dana dia hifehy ny vahoakany tahaka ny foko hafa ao amin’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 I Dana dia mitsara ny olony, tahaka ny hafa rehetra amin’ny fokon’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 dana hitsara ny olony Tahaka ny anankiray amin’ny firenen’ny Isiraely.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 DANA hitsara ny olony tahaka ny anankiray amin'ny firenen'ny Isiraely.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 I Dana dia hitsara ny olony tahaka ny iray amin’ireo fokon’ny Israely.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 49:16
10 Rohy Ifampitohizana  

Dia hoy i Rahely hoe: –Andriamanitra efa nanome rariny ahy ka nihaino ny fangatahako, ary nanome ahy zanakalahy. Dia nataony hoe Dana ny anarany.


Hitany fa tsara ny toerana ary mahafinaritra ny tany. Nanongilan-tsoroka hampitondraina entana izy, ka tonga miasa mafy toy ny mpanompo.


Toa bibilava mamitsaka eny an-dalana izy, ary tahaka ny menarana eo amoron-dalana; kaikerin’ny menarana ny traingon-tsoavaly ka mianjera mitsilany ny mpitaingina azy.


Ny fanevan’i Dàna mbamin’ny antokon-tafiny no nanainga farany. Izy ireo no vodilaharana; ny tafiky ny taranak’i Dana dia notarihin’i Ahihezera, zanakalahin’i Hamisaday;


Ny amin’ny taranak’i Dana, dia hoy i Mosesy hoe: «Ny fokon’i Dana dia tahaka ny vanton-diona izay miantoraka avy ao Basàna.»


Tao Tsôrehà dia nisy lehilahy nantsoina hoe Manôà, avy tamin’ny fokon’i Dana. Momba ny vadiny ka tsy niteraka.


I Samsôna no nitondra ny Israelita nandritra ny roapolo taona tamin’ny andron’ny Filistinina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra