Genesisy 49:15 - DIEM PROTESTANTA15 Hitany fa tsara ny toerana ary mahafinaritra ny tany. Nanongilan-tsoroka hampitondraina entana izy, ka tonga miasa mafy toy ny mpanompo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Nony hitany fa tsara ny toeram-pialan-tsasatra sady mahafinaritra ny tany dia nanongilana ny sorony hitondra entana izy ka tonga mpanompo mandoa hetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Hitany fa tsara ny toerana ary mahafinaritra ny tany. Nanongilan-tsoroka hampitondraina entana izy, ka tonga miasa mafy toy ny mpanompo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika15 Hitany fa tsara ny fialan-tsasatra, sady mahafinaritra ny tany, Dia nahilany hitondra entana ny sorony, ka tonga mpanompo mandoa hetra izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary hitany fa tsara ny fialan-tsasatra, Sady mahafinaritra ny tany; Dia nanongilana ny sorony hitondra entana izy Ka tonga mpanompo mandoa hetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary hitany fa tsara ny fialan-tsasatra, sady mahafinaritra ny tany; dia nanongilana ny sorony hitondra entana izy ka tonga mpanompo mandoa hetra. Jereo ny toko |
«Ry ilay taranak’olombelona, nanery ny tafiny hanao ezaka lehibe hamelezana ny tanànan’i Tiro i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna, hany ka efa sola avokoa ny lohan’ny miaramilany sady rotidrotika ny sorony. Nefa na izy mpanjaka na ireo miaramilany dia samy tsy nahita tombontsoa tamin’i Tiro ho setrin’ny famelezany azy.