Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Genesisy 49:14 - DIEM PROTESTANTA

14 I Jisakara dia toy ny boriky matanjaka, mandry eo anivon’ny valany izay misy fefy roa sosona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Isakara dia boriky henjana mandry eny anelanelan’ny vala.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 I Jisakara dia toy ny boriky matanjaka, mandry eo anivon’ny valany izay misy fefy roa sosona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 I Isakara dia ampondra tomady, Mandry eo anatin’ny valany;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 isakara dia boriky henjana, Mandry eo anelanelan’ny vala;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 ISAKARA dia boriky henjana, mandry eo anelanelan'ny vala;

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 49:14
10 Rohy Ifampitohizana  

Dia hoy ny filàzan’i Leà hoe: –Efa novalian’Andriamanitra soa aho satria efa nomeko hovadîn’ny vadiko ny ankizivaviko. Koa nataony hoe Jisakara ny anarany.


Hitany fa tsara ny toerana ary mahafinaritra ny tany. Nanongilan-tsoroka hampitondraina entana izy, ka tonga miasa mafy toy ny mpanompo.


Tamin’ny antsasa-pokon’i Manase, dia nisy 18 000 lahy izay notsongaina anarana mba handeha hampanjaka an’i Davida.


«Samy vaky nandositra avokoa na mpanjaka na tafika fahavalo. Ireo vehivavy tavela tao an-trano dia mizarazara ny zavatra voababo.


Dia nofidiny i Davida mpanompony ka nalainy avy tany an-kijàna;


Dia nanatona an’i Mosesy ny Reobenita sy ny Gadita ka nanao taminy hoe: –Hanao vala ho an’ny biby fiompy sy tanàna ho an’ny fianankavianay eto izahay;


Ny amin’ny taranak’i Zebolòna sy i Jisakara, dia hoy i Mosesy hoe: «Mifalia, ry fokon’i Zebolòna, amin’ny varotra ataonao; mifalia, ry fokon’i Jisakara, ao an-dainao.


Taorian’ny nahafatesan’i Abimelèka dia nitsangana i Tôlà, zanakalahin’i Povà sady zafikelin’i Dôdao, mba hamonjy ny vahoaka Israely. Izy dia lehilahy avy ao amin’ny fokon’i Jisakara ary nonina tao Samira, any amin’ny faritra be tendrombohitra any Efraîma.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra