Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 46:9 - DIEM PROTESTANTA

9 ary ireo zanany lahy, dia i Hanôka, i Palò ary i Hetsirôna sy i Karmỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 I Robena, lahimatoan’i Jakoba. Ny zanakalahin’i Robena dia i Hanoka, i Palo, i Hezrona ary i Karmy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 ary ireo zanany lahy, dia i Hanôka, i Palò ary i Hetsirôna sy i Karmỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Robena, lahimatoan’i Jakôba. Zanak-dRobena: i Henoka, i Falo, i Hersona ary i Karmì.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Robena, lahimatoan’i Jakoba. Ary ny zanakalahin-dRobena dia Hanoka sy Palo sy Hezrona ary Karmy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Robena, lahimatoan'i Jakoba. Ary ny zanakalahin-dRobena dia Hanoka sy Palo sy Hezrona ary Karmy

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 46:9
8 Rohy Ifampitohizana  

Fa hoy i Reobena tamin-drainy: –Vonoy ny zanako roa lahy raha tsy tongako eto aminao indray i Benjamîna; fa atolory ahy izy, dia izaho no hamerina azy eto aminao!


I Simehôna sy ireo zanany lahy, dia i Jemoela sy i Jamìna, i Ohada sy i Jakìna ary i Tsôhara sy i Saola; io Saola io dia zanak’ilay vehivavy kanahanita.


Ireto no anaran’ny Israelita tonga tany Ejipta, dia i Jakôba sy ny zanaka aman-jafiny: I Reobena, lahimatoan’i Jakôba,


Ny zanakalahin’i Reobena, lahimatoan’i Jakôba, dia i Hanôka sy i Palò ary i Hetsirôna sy i Karmỳ.


Toy izao no lisitry ny filoham-pianakaviana teo amin’ny Israelita: Ny zanakalahin’i Reobena, lahimatoan’i Jakôba, dia i Hanôka, i Palo, i Hetsirôna ary i Karmỳ. Izy efa-dahy no razamben’ny tarika reobenita.


Ary ireto kosa no anaran’ny taranak’i Levỳ, tao amin’ny taranaka maro nifandimby: Telo no zanakalahin’i Levỳ, dia i Gersôna sy i Kehata ary i Merarỳ. Naharitra fito amby telopolo amby zato taona ny andro niainan’i Levỳ.


Ny isam-pokon’i Israely no nanaovam-panisana araka ny tarika sy ny fianakaviany avy, ka nanoratana ny anaran’ny lehilahy rehetra feno roapolo taona no ho miakatra ka mahatam-piadiana. Natomboka tamin’ny fokon’i Reobena lahimatoan’i Jakôba izany. Toy izao manaraka izao ny isa azo: Ny fokon’i Reobena: 46 500 Ny fokon’i Simehôna: 59 300 Ny fokon’i Gada: 45 650 Ny fokon’i Joda: 74 600 Ny fokon’i Jisakara: 54 400 Ny fokon’i Zebolòna: 57 400 Ny fokon’i Efraîma zanakalahin’i Jôsefa: 40 500 Ny fokon’i Manase zanakalahin’i Jôsefa: 32 200 Ny fokon’i Benjamîna: 35 400 Ny fokon’i Dana: 62 700 Ny fokon’i Asera: 41 500 Ny fokon’i Naftalỳ: 53 400


Ireo no tarika robenita; ary 43 730 no isan’ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra