Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 46:10 - DIEM PROTESTANTA

10 I Simehôna sy ireo zanany lahy, dia i Jemoela sy i Jamìna, i Ohada sy i Jakìna ary i Tsôhara sy i Saola; io Saola io dia zanak’ilay vehivavy kanahanita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Ny zanakalahin’i Simeona dia i Jemoela, i Jamina, i Ohada, i Jakina, i Zohara ary i Saoly, zanakalahin’ny vehivavy Kananita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 I Simehôna sy ireo zanany lahy, dia i Jemoela sy i Jamìna, i Ohada sy i Jakìna ary i Tsôhara sy i Saola; io Saola io dia zanak’ilay vehivavy kanahanita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Zanak’i Simeôna: I Jamoela, i Jamina, i Ahoda, i Jasîhna, i Sôhara ary i Saola, zanak’ilay vehivavy Kananeanina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Ary ny zanakalahin’i Simeona dia Jemoela sy Jamina sy Ohada sy Jakina sy Zohara ary Saoly, zanakalahin’ny vehivavy Kananita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Ary ny zanakalahin'i Simeona dia Jemoela sy Jamina sy Ohada sy Jakina sy Zohara ary Saoly, zanakalahin'ny vehivavy Kananita.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 46:10
14 Rohy Ifampitohizana  

Dia niantso an’i Jakôba i Itsehàka, ary nanao veloma azy sady nanafatrafatra hoe: –Aza maka vady amin’ny zanakavavin’ny Kanahanita.


Ary bevohòka indray izy ka tera-dahy, dia niteny hoe: –Efa ren’ny TOMPO fa tsy tiana aho, ka nomeny an’ity indray koa. Dia nataony hoe Simehôna ny anarany.


Tamin’ny andro fahatelo taorian’izany, raha mbola nararim-pery mafy iny ireo lehilahy ireo, dia nandray sabatra ny zanakalahin’i Jakôba, dia i Simehôna sy i Levỳ anadahin’i Dinà, ka niditra an-tsokosoko tao an-tanàna, ary nandringana ny lehilahy rehetra tao;


Dia hoy i Jakôba tamin’i Simehôna sy i Levỳ: –Nampidi-doza ahy ianareo fa nahatonga ahy ho mangidy hoditra amin’ny mponina tompon-tany, dia ny Kanahanita sy ny Perizita. Hitambatra hamely ahy ireo, dia handresy ahy satria olom-bitsy no eto amiko; ka ho fongotra ny tenako sy ny fianakaviako.


I Levỳ sy ireo zanany lahy dia i Gersôna sy i Kehata ary i Merary.


ary ireo zanany lahy, dia i Hanôka, i Palò ary i Hetsirôna sy i Karmỳ.


Ireto no zanakalahin’i Israely: i Reobena sy i Simehôna, i Levỳ sy i Joda, i Jisakara sy i Zebolòna,


Ny zanakalahin’i Simehôna dia i Jemoela, i Jamina, i Ôhada, i Jakina, i Tsôhara, ary i Saola; ity Saola ity dia zanany tamin’ilay vehivavy kanahanita. Izy enin-dahy no razamben’ireo tarika simehônita.


i Selomiela zanak’i Tsorisaday no avy amin’ny fokon’i Simehôna;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra